Teny iditra vatana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny tenan' ny olona na biby: Ny olombelona dia vatana sy fanahy araka ny fampianaran' ny antokom-pinoana maro. [Rajemisa 1985]
   [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   the trunk, the body [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   tronc; le corps humain [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   corps, bâti [SLP: Voambolana]
   Pour les arbres : le tronc ; pour les plantes herbacées : bulbe, tubercule ou rhizome.. [Voambolana: Haizavamaniry: (amin' ny ankapobeny)] [Boiteau: Végétaux]
Ohatra   Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 82]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny vatana ity (1): Vatana

Teny iditra Vatana
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana frantsay   petite rivière de la région sud de la sous-préfecture de Vatomandry [Rajemisa 1966]
Voambolana  

Teny iditra Vatana
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   vatana
Sary  

2018/11/14