Teny iditra vatan' adala (vatana, adala)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona na zavatra lehibe ratsy bika, tsisy endriny [1.1]
Tovy hevitra adala vatana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31