Teny iditra | vato | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany ¶ Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato ¶ Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona ¶ Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana ¶ Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany | ||||||||
Fandikana anglisy | a stone, a rock, a vote [Hallanger 1973] | ||||||||
Fandikana frantsay | pierre [Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||||||
roche, caillou [SLP 1986] | |||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Endriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Mpanahaka | albasitra ~ diamondra ~ falia ~ jabilao ~ karanana ~ karangana ~ marbra ~ sokay ~ solaitra | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny vato io | ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: vato ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Haianarantany | |||||||||
Teny iditra | vato | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | vato miforona any anatin' ny voa na ny fantsom-boa [SLP 1986] | ||||||||
Fandikana frantsay | gravelle [Abinal 1888] | ||||||||
calcul [Rajemisa: Vakoka] | |||||||||
calcul rénal [SLP 1986] | |||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22 |
![]() |