Teny iditra vato filokana
Singan-teny vato ; filokana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1]
Tovy hevitra vato torahana ~ vato tsipazana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01