Teny iditra vatoharanana > vatokaranana
Singan-teny vato ; karanana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato mafy sy mangarangarana [1.1]
 Singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Quartz [1.13]
Ohatra ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana; [2.48]
Voambolana 
Tovy hevitra koartsa
Tsipelina hafa