Teny iditra vatomandry
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] Vary afafy amin' ny heniheny ka jinjaina amin' ny ririnina [Rajemisa 1985]

Teny iditra Vatomandry (vato, mandry)
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Voambolana  
Haianarantany   vato, mandry
Sary  

2013/09/12