Teny iditra |
vatomizana
|
Singan-teny | vato ; mizana |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ vato mizana ] A weight used on a scale [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ vato mizana ] Poids de balance [1.8]
|
| [ vato mizana ] Masse marquée [1.13]
|
Ohatra | Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany
[2.508]
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|