Teny iditra vatravatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahatongavana rodobe amin-kery
¶ Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a shower, large drops of rain [Richardson 1885]
 downpour of rain [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action d'arrivée avec violence; grosse pluie [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra vatravatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] volana voalohany amin'ny taona (Janoary) [Rakotosaona 1972]
  [Bara] volana faha-12 amin'ny taona, jonjo [Rakotosaona 1972]
  [Bezanozano] volana faharoa amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] anaram-bolana faha-11 amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] volana voalohany amin'ny taona [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] the ancient and provincial name of one of the months [Richardson 1885]
Voambolana 

2012/04/24