Teny iditra vatsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sakafo, na vola atao solony, omena olona handeha hivahiny lavitra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy provisions for a journey [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay provision de voyage [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay provision [SLP 1986]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2009/09/09