Teny iditra vava ala (vava, ala)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny fidirana ho ao anaty ala [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay la lisière de la forêt ; les points de passage par où on l'aborde [Boiteau 1997]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31