Teny iditra vavadidy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loaka atao amin' ny fanambanin' ny lafaoro fanempoana vy, mba handehanan' ny rivotra tsara mampirehitra ny afo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay (vava didy) tuyère de forge [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31