Teny iditra vavaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy prayer [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration [Abinal 1888 takila 820]
 prière; voeu, bénédiction [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1Narahany vavaka ny fandevenana ireny [Ndema: Antakay, takila 34]
2Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka [Rabemolaly: Fary, takila 49]
3Vavaka adino ka toa tsy asiany dikany [Rajaonary: Toaka]
4Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko [Andraina: I Vola, takila 115]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31