Teny iditra vavan' ny maty an-drano (vava, faty, any, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy teny mamy na be fampanantenàna noho ny hamaizana, nefa tsy tanana akory rehefa lasa ny loza [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31