Teny iditra vava tany
Singan-teny vava ; tany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny faritry ny tany iray [1.1]
Ohatra Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana. [2.508]

Teny iditra vavatany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Mahafaly] Lemaka lava [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01