Teny iditra vaventy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Lehibe: Olom-baventy
Be vatana, mivongavonga, makadiry: Olona vaventy tokoa izay niresaka taminay izay!
Bakatraka: Vaventy fahana ity lamba ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Great, large; eminent, honorable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Corpulent, gros, qui a de belles proportions, une grande dimension
Figuré: les puissants, les grands, les riches, les principaux [1.3]
 Grand, éminent, honorable [1.8]
Ohatra 
1Mitopatopa ny onja vaventy [2.471]
2Trano vaventy sy lavabe no tazany [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : vaventy, -baventy
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16