Teny iditra vazakakio (vaza, kakio)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-boloky madinika toy ny sarivazo, saingy mainty [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra kakio

2013/07/31