Teny iditra | vazan > vazana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ireo nify vaventy fara laharana indrindra ary fanaikerana ny zavatra mafy: Maniry fara vazana [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The double teeth [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Les dents molaires [1.8] | |||
Molaire [1.13] | ||||
Voambolana | Haiaina | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vazana io | |||
Teny iditra | vazan > vazana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Zoro na lafiny efatra ambony amin' ny trano: Vazantrano [1.1] | |||
Voambolana | Toerana | |||

Teny iditra | vazan > vaza | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanosy] Boloky [1.78] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | vazan > vaza | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] Curcuma longa L. (Zingiberaceae) ou faux safran. Plante bien connue dont le rhizome, employé comme condiment, teint en jaune le cary. Il contient un pigment jaune, la curcumine et une essence aromatique. On s'en sert en Europe comme colorant alimentaire, notamment pour rendre les beurres jaunes. Utilisé aussi dans l'industrie des cosmétiques. Les propriétés médicinales de ce rhizome sont bien connues ; il est cordial et carminatif et employé pour lutter contre le manque d'appétit, contre l'aérophagie et les lourdeurs d'estomac ; sa décoction, en bains d'yeux est efficace dans les ophtalmies. La poudre du rhizome est prisée contre les maux de tête (Dubois). Matière médicinale inscrite à diverses pharmacopées. Dans le Betsileo, le nom de cette plante est si populaire qu'il est devenu l'adjectif désignant les substances amères en général. [1.196] | ||
Anarana siantifika | Curcuma longa | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | vaza, zava |