Teny iditra vazana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ireo nify vaventy fara laharana indrindra ary fanaikerana ny zavatra mafy: Maniry fara vazana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the double teeth [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay les dents molaires [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay molaire [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra vazana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zoro na lafiny efatra ambony amin' ny trano: Vazantrano [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2010/12/21