Teny iditra Vazimba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Teny iditra vazimba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fasana efa ela tsy fanta-tompo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra vazimba
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/05/15