Teny iditra vazina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka: Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka
¶ Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto
¶ Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Poudreux, boueux, sale
¶ Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2016/07/13