Teny iditra vazizo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Resaka tsy misy laniny na fiafarany ka mankaleo
¶ Fitampesonana na tomany lavareny ka mahasosotra ny mihaino azy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay causerie sans fin, sans rime ni raison [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra vazizotra

2017/09/20