Teny iditra vazo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia a-tao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe: "Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [Rajemisa 1985]
Ohatra tsy vazo tsy tiako hianao
ka hofohaziko manga-bodi-lanitra?
[Fox: Hainteny, laharana 63]

Teny iditra vazo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny vazo ity (1): Miandrivazo

2013/10/25