Teny iditra ve
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao? [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra va
Mpanahaka  moa
Ohatra Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [Abinal 1888, takila 796]

Teny iditra ve
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fivoizana lakana [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra five

Teny iditra ve
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] evina [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2015/10/27