Teny iditra vela
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra vela
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona
¶ Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra vela
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [SLP 1986]
Famaritana frantsay déchet, résidu [SLP 1986]
Mpanahaka  faika

2013/07/31