Teny iditra velamaivoho
Singan-teny vela ; may ; voho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba iray filalaovam-panorona: esorin' ilay naharesy ny laharana iray amin' ny vatony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17