Teny iditra velarana (velatra)
Sokajin-teny matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny olona izay anaovana ny asa voalaza ao anatin' io matoanteny io: Velarana tsihy ny vahiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to have something spread or unrolled on it [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pour qui on déploie, là où l'on étend [Abinal 1888]
 sur quoi on déplie ou déroule quelque chose [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Roa ny lambamena, ary ny be velarana sy ny tsara tarehy indrindra fantany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 71]
2Eo atsimo andrefan' i Marovato, misy tany hetsina bebe velarana ihany. [Andraina: Mitaraina, takila 153]
Endriteny 
velarana
velarako
velaranao
velarany
velarantsika
velaranay
velaranareo
velaran'
velaran-
velaram-
velara-
novelarana
novelarako
novelaranao
novelarany
novelarantsika
novelaranay
novelaranareo
novelaran'
novelaran-
novelaram-
novelara-
hovelarana
hovelarako
hovelaranao
hovelarany
hovelarantsika
hovelaranay
hovelaranareo
hovelaran'
hovelaran-
hovelaram-
hovelara-
velaro

Teny iditra velarana (velatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay aire, surface, superficie [SLP: Voambolana]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/10/23