Teny iditra veloma (velona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra velona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy May you live! Farewell! Adieu! Thank you [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Adieu! Vive! Merci! [1.3]
 Adieu, vivez [1.5]
Ohatra 
1Veloma Razay, veloma e! [2.324]
2Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady. [2.470]
3Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka. [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/28