Teny iditra veloma madinidinika: masina fantimpantenana
Singan-teny veloma ; madinidinika ; masina ; fantimpantenana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fanaovam-beloman' ny mpifankatia miangolangola fiteny [1.1]
Ohatra Ka veloma tsirairay Rambolo, ary masina fantimpantenana, fa hianao dia masiaka amboa hadivory, ka lany zara tanora. [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/28