Teny iditra velom-bolo
Singan-teny velona ; volo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitsiatsia tsara, falifaly, miramirana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Refait, qui reprend, qui se relève [1.3]
Ohatra dia alaina ireo fanafody efa-doha ireo indray, dia ahosotra azy indray, dia velombolo ny hoditra. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01