Teny iditra velom-pialonana
Singan-teny veloma ; fialonana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manjary mialona: Velom-pialonana ry zoky mahita anay nambinina tamin' ny harena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07