Teny iditra velomy (velona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao velomina [fitanisana]
Ohatra 
1Andeha velomy, ilay ity! [Rahajarizafy: Kabary, takila 129]
2Velomy maso ny rainao, Mba tsarovy ny soa nataony; [Dahle: Angano, takila 269]
3Velomy amin' izay ny lakolosy fa efa amin' ny valo maraina izao [Rajemisa 1985]
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny velomy ity (1): Ankilivelomy

Teny iditra velomy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] Nom relevé par Leandri et Faublée pour un viscum (Loranthaceae) (vient de veloma : vivez !). [Boiteau 1997]
Voambolana 

2018/11/14