Teny iditra velona ahiahy
Singan-teny velona ; ahiahy
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: matahotra
Ohatra Raha mbola niady tamin' i Egypta izy, dia velona ahiahy tamin' i Jodia ka nikasa mafy hamoritra izany tany izany hanaiky tanteraka ny fanapahany azy. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01