Teny iditra | velon-taho | |
Singan-teny | velona ; taho | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo vodin-javamaniry alaina nefa tsy voaongotra ny tahony. 1.1] | [|
Fanazavàna teny frantsay | (« tige encore vivante »). Se dit des tubercules qu'on déterre sans arracher la plante elle-même Figuré : jeune homme qui a encore ses parents.. [1.196] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/21 |