Teny iditra vely
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikapohana, famonoana amin' ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta / Vely vary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a blow [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de battre [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [Andraina: Mitaraina, takila 221]
Teny nalaina 

2019/01/07