Teny iditra vena
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: vein. Frantsay: veine.
Teny mitovy hevitra lalan-dra

Teny iditra vena
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rona, fihilanana, firaikana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/07/31