Teny iditra vendrivendry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firenirenena
¶ Hadalana, haketrenana
¶ Tsy fanasiana antony, filalaovana, famazivaziana
¶ Fahajemben' ny maso tarafin' ny hazavana ka mipendrampendrana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23