Teny iditra ventiny
Sokajin-teny anarana venty sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra vongany fa tsy ranony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay En chimie végétale = la substance ; la partie solide par rapport au liquide ; le précipité [1.196]
Ohatra 
1hoy izy, tsy rony tsy ventiny izao. [2.4]
2Hasian-teny kely avy angaha, satria tsy dia misy ventiny misongadina. [2.298]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24