Teny iditra veraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra misaratsaraka, mitriatra na vaky; famborahana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay État de ce qui s'ouvre (en parlant des fruits) ; déhiscence [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 

2018/12/25