Teny iditra veravera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanatsikerakerana sy fanasaratsarahana ny vohavoha na landy hofolesina
¶ Fivaroradrorahan' ny akanjo anaovana ka mampiseho vatana
¶ Toetran' ny olona mivozavoza, mitahontahona. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23