Teny iditra verina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahatongavana indray eo amin' ny toerana nialana
¶ Fanaovana dia mianotra
¶ Fanaterana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay retour, recul, répétition [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2018/08/04