Teny iditra very
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay na [...]
¶ Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny ts [...]
¶ (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo mah [...]
¶ Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho v [...]
Mitovy hevitra: diso toerana ~ nafoy ~ sira latsaka andrano ~ tsy hita ~ very an-tsavony ~ very faty ~ very momoka ~ very poka ~ very sioka ~ very tadidy
Mitovy hevitra: diso lalana ~ maniasia ~ mirenireny ~ tsy mahita lalana ~ voan' ny tamberintany [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   lost
¶ reduced to slavery [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   perdu
¶ (autrefois) réduit en esclavage [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Aiza izy no very? [Ratany: Tononkira]
2Vereza izay ho very! [Rabemolaly: Fary, takila 318]
3Kapiteny, very isika! [Andriamalala: Ranomasina, takila 71]
Sampanteny  
Ny bikany  
very
verim-
verin-
-bery
vereza
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra very
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Dikanteny malagasy   tokoa [Sewell 1875, Hallanger 1969, Rasoloson 2001]
   indrindra [Sewell 1875, Hallanger 1969]

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/15