Teny iditra very haja
Singan-teny very ; haja
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Very hasina, latsaka ondana, afa-baraka, afa-boròka, afakaja, afa-boninahitra, afa-pofona, afa-bintana, maimbo tsikahonkahona, matin'ny vavam-bahoaka, maty volon' ny ratsy, mandraraka ilo mby an-doha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01