Teny iditra very hevitra
Singan-teny very ; hevitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miroanahana tsy mahita izay hatao, na handroso, na hihemotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Confounded, perplexed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Perplexe [1.8, 1.5]
 Confus [1.8]
 Qui ne sait quoi faire [1.5]
Ohatra 
1Very hevitra izy telo lahy [2.442]
2Samy very hevitra tamin' io ny adala sy ny hendry, fa samy tsy nahita izay antony [1.437]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09