Teny iditra vesarina (vesatra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesa [...]
¶ Tototra: Vesarin' alahelo ny fony [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be loaded down, to be weighed upon [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on charge, qui est accablé [Hallanger 1974]
Ny bikany  
vesarina
vesariko
vesarinao
vesariny
vesarintsika
vesarinay
vesarinareo
vesarin'
vesarin-
vesarim-
vesari-
novesarina
novesariko
novesarinao
novesariny
novesarintsika
novesarinay
novesarinareo
novesarin'
novesarin-
novesarim-
novesari-
hovesarina
hovesariko
hovesarinao
hovesariny
hovesarintsika
hovesarinay
hovesarinareo
hovesarin'
hovesarin-
hovesarim-
hovesari-
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2012/04/23