Teny iditra vesatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy herim-pisintonan'ny tany [SLP 1986]
 Lanja: Ny vesatry ny adidy
¶ Ny hadontoana, tsy fisononohana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy weight, heaviness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay poids, lourdeur [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay poids
¶ vesatra maharitra: charge permanente [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 

2009/09/09