Teny iditra vesoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Pentsompentsona, fitenenana tsisy farany mandany fotoana, vatsavatsa, taria. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra vesoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] varina, sondriana [Rakotosaona 1972]

2017/03/23