Teny iditra vetaveta (veta)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Manao na miteny zavatra tsy mendrika; ra [...]
¶ Maha-menatra, tsy mendrika, maloto: A [...]
¶ Mandranitra ny filan' ny nofo: Aoka t [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   indecent, loathsome [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   indécent, abominable [Hallanger 1974]
Ohatra   Nisy nanoratra teny vetaveta nokiahiny tamin' ny rindrin-tsekoly. [Andraina: Mitaraina, takila 57]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/04/23