Teny iditra vetraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny faritra hatreo amin' ny valahana ka hatramin' ny tongotra
¶ Fipetrahana amin' ny tsihy ka mitsotra tsara ny tongotra roa. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tsivetraka
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2011/07/20