Teny iditra vetsivetsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (vetsovetso no tena fampiasa) Tanisanisa lazain' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany
¶ Hira kaloina malefaka dia malefaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay loquacité, abondance de paroles, facilité d'élocution, détails minutieux et longs [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra vetsovetso

2009/09/17