Teny iditra vetsovetso (vetso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tanisanisa lazain' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany
Hira kaloina malefaka dia malefaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Loquacité, abondance de paroles, facilité d'élocution, détails minutieux et longs [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra vetsivetsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20